Dépêches

Baltic Trader : Tsy avotra ilay sambo mihitsoka

13 May, 13h00. Niala maina ilay sambo Baltic Trader izay saika hanavotra ilay sambo Shissiwani-II tavela teny ambony vato tao ambavalapasin’i Vohémar ny 8 may teo. Sarotra ny fanavotana ary dia tsy maintsy nanohy ny lalany rehefa avy nampiasa ny heriny rehetra ny Baltic Rider. Eo am-pandrafetana paikady mahomby ankehitriny ireo manampahefana any an-toerana mba hanalana io sambo miantsona io.

Laisser un commentaire