Dépêches

First Global Challenge: Nandrombaka medaly roa ireo solontenan’ny Madagasikara.

Dépêche 18 octobre, 13h, Niatrika ny fifaninana mahakasika ny robotika tany Génève ireo solontenan’ny Madagasikara. Nitondra medaly nody 2 karazany nody izy ieo ary tafiditra tao anatin’ny firenena 10 voalohany tamin’ny “New technology experience challenge”. Ilmay robot “Mazavaloha” no nahafahana nahazo ny amboara “afety award” ary ny fiarahamiasan’ny ekipa sy ny fahaizana miaramiasa no nahazoana ny “sociala media challenge award”. Tsy nitsangamenatra isika teo anatrehan’ireo firenena maro izay nandray anjara tamin’ity fifaninana ity. Efa manomboka ihany koa ny fifantenana ireo ekipa handrafitra ny solontena amin’ny taona 2023. Ireo tanora 14 ka hatramin’ny 18 taona ka liana amin’ny STEM (Sciences, Technology, Engineering, Mathematics) no antsoina hamaly izany antso izany.

Laisser un commentaire