Andron’ny vehivavy: Notolorana mari-panakasitrahana ireo vehivavy miavotse avy amin’ny faritra 23
Anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy dia nisy ny fampiofanana izay natolotra ireo vehivavy miavotse natolotry ny Fitondram-panjakana.
Read More