Dépêches

Jirama : Hisy fikorontanana indray ny herinaratra noho ny faharatsian’ny andro

Dépêche 12 janvier, 15h, Miteraka fikorontanana sy fahatapahana matetika ny jiro eto Antananarivo  ny fihatohatohan’ ny milina mpihary herinaratra ao Andekaleka, vokatry ny faharatsian’ny andro hoy  ny Jirama. Mampametra-panontaniana ny rehetra ny mahakasika ny jiro tapaka lava noho ny toetr’andro kanefa na tsara aza ny andro dia tapaka ny jiro. Izany no tokony hikarohana vahaolana mahomby. Ireo milina mihitsy no tokony havaozina mba hampandeha tsara ny famatsiana.

Laisser un commentaire