Dépêches

Toe-karena : Miandrandra mpitsdika mihoatra ny efa nisy hatrizay ireo mpisehatra amin’ny fizahan-tany

dépêche 21 septembre, 13h, Mieritreritra ny handray mpizaha tany miisa 350 000 ny avy ao amin’ny ministeran’ny fizahantany sy ireo mpisehatra eo amin’ity sehatr’asa iray ity. Manana fanantenana hy amin’izany izy ireo noho ireo hetsika rehetra natao hamerenana indray ity sehatra ity hahomby. Anisan’ny fepetra noraisina ny fanafoanana ny fizahana ara-pahasalamana na ny test covid-19 PCR sy TDR. Nofoanana ihany koa taloha teo ny fitakiana visa amin’ireo izay hivahiny latsaky ny 15 andro eto Madagasikara.

Laisser un commentaire