Dépêches

Analabe Ambanja: Vehivavy narian’ny sipany, naterin’ny olona tao amin’ny zandary

07 Janoary, 08h30. Zazavavy 15 taona avy tao Antsohihy no nanaraka lehilahy ary nariany tao Analabe Ambanja. Nisy nanatitra tao amin’ny tobim-paritry ny zandary Marovato ‚ Ambanja izy. Hornola avy ao Antafiampatsa CU Antsohihy izy hoy izy‚ zanaka SIA na maman’i Velotombo. Mikaroka ny fianakaviany ireo tompon’andraikitra.

Laisser un commentaire