Dépêches

Fenoarivo Atsinanana: Noraisina ny fepetra hiatrehana ny rivodoza

04 Febroary, 09h30. Niroso tamin’ny fanapahana hazo atahorana hianjera amin’ny trano ireo tompon’andraikitra sy mponina tao Fenoarivo Atsinanana. Efa nanomboka nisy rivotra nifofofofo tao an-toerana ary efa nisamboaravoara ny ranomasina omaly.Manoloana izany dia efa tsy nandriaka intsony ny mpanjono ary nohentanina ho mailo sy hisoroka ny isan-tokantrano.

Laisser un commentaire