Tsiroanomandidy: Tovolahy kely nahafaty nitifitra tsy nahy ny zandriny.
Ankizilahy 10 taona no nahafaty nitifitra tsy nahy ny zandriny vavy sahabo ho 8 taona, tao amin’ny toerana atao hoe Antsahatanteraka, fokontany Ambatomainty Ferme, kaominina Ambatolampy, Distrikan’i Tsiroanomandidy, tamin’ny zoma tolakandro.
