Dépêches

Rivodoza : Loza mitatao ho an’ny faritra maro manerana ny nosy

04 Feboary, 10h00. Manomboka mihena ny maripana amin’izao fotoana izao. Hiditra eo anelanelan’i Vatomandry sy Mananjary ny Sabotsy 5 febroary izao i Batsirai. Filazana miloko mena, loza manambana, noho izany no ho an’ireo faritra maro manenrana ny Nosy, anisan’izany Analamanga. Tsy miasa avokoa ny mpiasa rehetra na miankina na tsia ao anatin’ireo faritra miloko mena ireo, etsy an-daniny tsy mianatra avoka Mpianatra rehetra manerana ny nosy manomboka androany.

Laisser un commentaire