Fanolorana mari-boninahitra ho an’ireo foloalindahy Malagasy sy Frantsay
23 Jona, 09h25. Nisy ny fifanolorana mari-boninahitra teo amin’ny mpisehatra ao amin’ny foloalindahy mba ho fanehoana ny fandrosoan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Malagasy sy fantsay. Foloalindahy malagasy miisa 9 no notolorana ny « médaille de bronze de la défense française » ary teratany frantsay 3 no notolarana ny mari-boninahim-pirenena. Iisany tamin’izany ny Tompon’andraikitry ny Fiarovana eo anivon’ny Masoivoho Frantsay izay handao an’i Madagasikara afaka fotoana fohy.
