Dépêches

Nindaosin’ny fahafatesana ny Minisitra teo aloha, Benjamin Andriamparany Radavidson

17 May, 09h15. Nodimandry i Benjamin Andriamparany Radavidson, efa Minisitry ny fampianarana sy vola tamin’ny fitondrana Ravalomanana, manam-pahaizana manokana mahakasika ny toe-karena. Iray volana teo izy no narary mialohan’izao fahalasany izao. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany.

Laisser un commentaire