Hotanterahina amin’ny alina ny matso fankalazana ny 26 jona
Afaka andraisana ny fankalazana ny fetim-pirenena ny kianjan’ny Bareo araka ny efa nambaran’ny filoham-pirenena nandritra ny fitsiadiana nataony tany an-toerana
Read More
Afaka andraisana ny fankalazana ny fetim-pirenena ny kianjan’ny Bareo araka ny efa nambaran’ny filoham-pirenena nandritra ny fitsiadiana nataony tany an-toerana
Read MoreMbola tsy foana tanteraka ny ala mando eto Madagasikara. Amin’iny faritra Atsinanana sy avaratra Atsinanan’ny nosy iny no tena ahitana
Read MoreNivoaka tao anatin’ny fahanginany manoloana ireo korontana manao tohivakana amin’ireo oniversity eto Madagasikara ny eo anivon’ny SECES Tana. Efa nisy
Read MoreHankalaza ny faha-61 taona niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara ny vahoaka Malagasy tsy akanavaka afaka 4 andro. Hisy ny fankalazana isam-paritra sy
Read More22 Jona, 12h00. « Tsy hisy fiovana ny maripana ao anatin’ny telo andro ho avy” hoy ny Météo Madagascar. Mbola
Read More22 Jona, 11h30. Vehivavy iray no hita faty teny Andohan’i Mandroseza ny maraina teo. Tsy lavitry ny Ambasady akaiky ny
Read More22 Jona, 10h05. Manomboka ny asa fanamboarana ao Toamasina, voakasik’izany ny Boulevard Ratsimilaho sy fiarovana ny sisin-dranomasina. Efa vitan’ny CUT
Read More22 Jona, 09h05. Manatanteraka hetsika ho an’ny andro amin’ny fahasalamanan’ny nify sy ny ativava ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka anio 22 jona,
Read MoreRs 920 000 (86 000 000 ariary) ny onitra tsy maintsy ho aloan’i Naserah Bibi Vavra na fantatra amin’ny hoe
Read MoreNilaza omaly i Alain Griset, Minisitry ny orinasa madinika sy salantsalany, fa afaka mivoha manomboka main’ny 9 jolay izao ireo
Read More