Dépêches

Mpanara-maso ny jono: Mitohy ao Mahajanga ny fiofanana hatolotra azy ireo

Dépêche 28 mars, 14h, Rehefa avy nahavita ny fiofanana ny volana desambra teo ireo mpanaramaso ny Jono dia mitohy hatrany izany fanamafisam-pahaizana izany. Ao Mahajanga araka izany no hanohizana ny fiofanana izay tanterahina ao amin’ny Ecole Nationale d’Enseignement Maritime na ny ENEM. Haharitra roa herinandro izany fiofanana izany izay avy amin’ny tetik’asa SWIOFISH 2

Laisser un commentaire