ActualitésDépêches

Kianjan’ny Hiragasy: Hampitondraina ny anaran’i Rasamimanana Roche

Olomangan’ny Hiragasy i Rasamimanana Rochel. Niara-niasa foana tamin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izy ary niara-nisalahy tamin’ny fampiroboroboana ny Federasiona ary koa ny fametrahana ny Kianjan’ny Hiragasy. Ka nambaran-dRamatoa Minisitra fa ho fanomezam-boninahitra azy sy ho fankasitrahana ny zava-bitany dia ampitondraina ny anarany manomboka izao ny Kianjan’ny Hiragasy.

Laisser un commentaire