ActualitésDépêches

Kandidà 8 manakana ny firotsahan’ny filoha hofidiana

Tsy afaka mirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena intsony ny filoha ankehitriny. Mazava ny voalazan’ny lalàna momba ny fizakana ny zom-pirenena malagasy hoy ny fanambarana nosoniavin’ny kandidà Ravalomanana Marc, Rajaonarimampianina Hery, Andrianainarivelo Hajo, Raza­fin­joelina Tahina, Paraina Auguste, Randrianasoloniaiko Siteny, Raobelina Andry ary Masy Goulamaly. 

Laisser un commentaire