Dépêches

Olona roa no nitsoaka tsy nihiboka rehefa tonga avy any ivelany.

29 Oktobra, 15h00. Tratra tany an-tranony ireo mpandeha 2 tokony hanaraka fihibohana tetsy @ hotely « Le manoir Ivato » hipetrahan’ireo mpandeha avy any ivelany. Nitsoaka moa izy roalahy ireo rehefa tsy nanana vola (170.000 ar/j) handoavana ny hofana hotely. Haverina hihiboka izy ireo ary hatolotra ny fitsarana aorian’izay.

Laisser un commentaire