Fianarantsoa : Natsangana ny rafitra miady amin’ny kolikoly
Tafatsangana ny rafitra miady amin’ny kolikoly eo anivon’ny sampandraharaham-panjakana ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania izay hifandray mivantana amin’ny Bianco Fianarantsoa.
Read More
Tafatsangana ny rafitra miady amin’ny kolikoly eo anivon’ny sampandraharaham-panjakana ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania izay hifandray mivantana amin’ny Bianco Fianarantsoa.
Read MoreNandray ny vatsim-pianarany sy ny famatsiana ara-pitaovana (équipement), nanomboka androany ireo mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa. Ireo mpianatra ao amin’ny
Read More02 Novambra, 07h00. Tratra teo am-pangaronam-paosy ny lehilahy iray ny alatsinainy 1 novambra 2021 lasa teo tany Ivory Fianarantsoa. Nifandimby
Read MoreTao aorian’ny tatitra nataon’ny filankevitry ny minisitra farany teo dia nilaza ny mpiasan’ny fitantanan-draharaha sy ny teknika (PAT) ao amin’ny
Read More18 May, 13h 45. Basy maro tsy ara-dalàna no azon’ny zandarimariam-pirenena any Fianarantsoa tao anatin’ny 5 volana. 74 no isan’ny
Read More31 Martsa, 13h00. Maty tao Fianarantsoa ny Talata 30 Martsa i Rufin Nivo, solombavambahoaka sy ben’ny tanànan’i Farafangana teo aloha.
Read MoreAmbara mazana fa tsy tokony hisy ny fandehanana mafy ary efa anaty lalàna mifehy ny fifamoivoizana mihitsy aza izany. Mbola
Read MoreSoatanàna no anaran’ny foiben-toerana misy ny fifohazana. Nanana ny tantarany sy ny nampiavaka azy manokana ity toerana ity. Any amin’ny
Read More