Mpangarom-paosy tratra tao Fianarantsoa
02 Novambra, 07h00. Tratra teo am-pangaronam-paosy ny lehilahy iray ny alatsinainy 1 novambra 2021 lasa teo tany Ivory Fianarantsoa. Nifandimby namelaka tehamaina azy ireo olona nahatratra azy izay izy vao nalefa nody. Anatra ho azy amin’ny sisa no hanaovana izany ary koa ho fampitandremana sahady ny namany.
