Dépêches

Fidirana Polisy : Nihemotra ny daty fandraisana ny antotan-taratasy

25 May, 13h00. Nahemotra ho amin’ny 10 jona izao ny farany fanaterana antontan-taratasy amin’ny hiatrehana ny fanadinana ho Polisy. Araka izany dia mihemotra ho amin’ny 9 sy 10 jolay ihany koa ny fanatanterahana ny fifaninanana.

Laisser un commentaire