Dépêches

Vakinakaratra: Tafaverina ny omby very tany Amoron’Imania

23 Novambra, 08h00. Azon’ny Zandary tany Vakinakaratra ireo omby very avy any amin’ny Faritra Amoron’i Mania. Vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny samy zandary sy ny fampiasana ny tagnamaron’ny fandriampahalemana dia tafaverina amin’ny tompony avokoa ireo omby miisa 6 lasan’ny dahalo. Tafatsoaka kosa ireo jiolahy raha navelany teo ny omby.

Laisser un commentaire