Dépêches

Dépêche du 14h00 11 Juillet – Minisitra  Rindra Hasimbelo Rabarinirinason, voafidy ho Minisitry ny vola  mendrika indridra taty Afrika

Ny African Leadership Magazine  sy ny EDBM no namoaka fa ny Ministry ny vola sy ny toe-karena Malagasy, Rindra Hasimbelo Rabarinirinason no voafantina ho Minisitry ny vola mendrika indrindra taty amin’ny tanin’i Afrika tamin’ity taona ity

Laisser un commentaire