Ankadikely Ilafy: Hisy “Spectacle goavana” hiarahana amin’ny mpanakanto malaza
Hisy ny fampisehoana goavam-be iarahana amin’ireo mpanakanto Malagasy, fanta-daza, izay atolotry ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny mpiara-miasa aminy, amin’ny
Read More
Hisy ny fampisehoana goavam-be iarahana amin’ireo mpanakanto Malagasy, fanta-daza, izay atolotry ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny mpiara-miasa aminy, amin’ny
Read MoreTontosa ny fanokafana ny ivon-toerana manokana hitsaboana ny aretin’ny maizina rehetra toy ny ody ratsy, « djinns » ary ny mosavy ao
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, izay notarihin’ny ben’ny tanàna miadidy ny kaominina Alasora. Voatety sy voatsidika
Read MoreFiaramanidina miaramila CC-150 an’i Canada sy fiaramanidina A400M an’i France no nifandoana tao Guam, faritanin’i Etats-Unis ny herinandro lasa teo.
Read MoreHo fanomanana ny fifidianana filohan’ny Repoblika amin’ity taona 2023 ity, nikarakara fivoriana nifanakalozana momba ny zotra-pifidianana ny CENI omaly 27
Read MoreHo fiaraha-miasa sy fanatsarana hatrany ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, efa tonga ao an-toerana amin’izao fotoana ny mpilatsaka an-tsitrapo japoney, avy
Read MoreMeloka manoloana ny raharaha fampihorohoroana tao Bruxelles tamin’ny taona 2016 i Salah Abdeslam sy Mohamed Abrini raha ny valim-pitsarana navoakan’ny
Read MoreTaorian’ny fitakiana maro sy ny fanatanterahana ny « Oniversite maty » dia nanatanteraka fivoriana indray ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra
Read MoreNy alarobia 27 jolay teo no nosantarina tamin’ny fomba ofisialy ny fiaraha-miasa eo amin’ny BTC Ambohimangakely sy ny fikambanana LRNC
Read MoreNanao fanambarana ny minisitry ny fitantanam-bola ao amin’ny nosy Maurice, Renganaden Padayachy fa maniry ny hampihenana ny trosam-panjakana izay nitoby
Read More