Talata Volonondry: Nosoloina ho andrin-jiro “béton” ireo andrin-jiro hazo tao an-toerana
Nirotsaka an-tsehatra teny amin’ny kaominina Talata Volonondry, ireo tomponandraikitra avy amin’ny orinasa Jirama, ny alahady teo, nitondra fanavaozana ireo andrin-jiro
Read More