Lalaon’ny Nosy 2023: Tonga omaly 11 Jona ireo ?????????? ?????????? ??? ??? ?????, hampiofana ireo atleta Malagasy
Ho fiatrehana ny lalaon’ny Nosy 2023 dia tonga eto Madagasikara omaly ireo ?????????? ?????????? ??? ??? ?????, hampiofana ireo atleta Malagasy handray anjara amin’ity fifaninana ity. Ny taranja Tennis de table, Hatlérophilie, Athlétisme ary ny Badminton no handraisana fampiofanana avy amin’izy ireo. Izao fanomezan-tanana izao dia tafiditra amin’ny fiaraha-miasa ara-teknika eo amin’ny firenena Sinoa sy Malagasy.
