Dépêches

Kolontsaina: Samy tafiakatra amin’ny dingana manasadalana avokoa ireo Malagasy mandray anjara amin’ny Débat Inter-universitaire de la Haye.

Dépêche 22 mai, 12h, Manana solontena roa amin’ny Débat Inte-universitaire de la Haye izay tanterahina any Paris i Madagasikara. Taorian’ny nahatafiakatra ny Université Catholique de Madagascar dia tafiakatra toraka izany ihany koa ny Oniversiten’Antananarivo. Raha ny nambaran’ny filohan’ny Federasiona dia ahiana ny hisian’ny lalao famaranana hifanandrinan’ny samy Malagasy raha ny fahitana ny fampisehoam-pahaizan’ireto ekipa roa ireto. Etsy andaniny anefa ny dingana famaranana dia efa antenaina ho an’ny Malagasy.

Laisser un commentaire