Antananarivo : Tale Jeneralin’ny Orinasa ??????
Noraisin’ny Filankevitry ny Minisitra, ny alakamisy lasa teo teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny didim-panjakana manendry an’Andriamatoa ??? ????? ho Tale Jeneralin’ny Orinasa ??????. Izy dia Injeniera, manana traik’efa mivelatra amin’ny fitantanana tetik’asa goavana miantraika amin’ny mponina maro. Efa nitantana ny kaompania mpamatsy herinaratra tany Israely na ny ?????? ???????? ??????? ny tenany nandritra ny 27 taona. Ny 6 taona farany teo kosa dia izy no CEOn’ny Orinasa mpamatsy herinaratra ao Rwanda na ny ?????? ?????? ?????.
