Dépêches

Dépêche du 12h00 12 Juillet-SECES : Mangataka fametraham-pialan’ny tompon’andraiki-panjakana maromaro

Tohin’ny fitakiana ataon’ny SECES Sampana Antananarivo dia mangataka ny fametraham-pialan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy fikarohana siantifika ary ny  Ministry ny Toe-karena sy ny Fitatanam-bola  izy ireo.  Nanambara izy ireo fa raha tsy voarain’izy ireo ao antin’ny 72 ora ny volan’izy ireo dia hitsahatra tanteraka ny fampianarana sy ny fikarohana eny amin’ny Anjerimanontolo.

Laisser un commentaire