France : Olona roa no voaantso tao Hauts-de-Seine taorian’ilay fampihorohoroana mpianatry ny Lycée
Nisy nandefa fandrahonana an-jotra ireo mpianatry ny lycée tao Hauts-de-Seine, herinandro teo izay. Mpianatra maherin’ny 150 no lasibatra to anatin’izany.
Read More