Dépêches

RN 44: Natomboka ny 4 janoary teo ny fanamboarana ny tetezana eo amin’ny PK 65

05 Janoary, 09h00. Simba ny tetezana eo amin’ny PK 65 amin’ny lalam-pirenena faha 44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka. Hametraka familian-dalana (deviation) ny orinasa mpanamboatra ny lalana mba hahafahana manohy ny fivezivezena ao an-toerana. Natomboka ny 4 janoary 2022 teo ny fanamboarana.

Laisser un commentaire