Dépêches

Antsiranana : Efa ho vita ny oniversite vaovao

17 Aprily, 10h00. Eo andalam-pahavitana ny Cité Universitaire vaovao ho an’ny mpianatry ny Oniversiten’Antsiranana. Mendrika hianatra na hipetraka amin’ny toerana manarapenitra ny mpianatra Malagasy hoy ny filoha. TOLIARA: Jiolahy telo lavon’ny polisy Jiolahy miisa 5 saika hanao fanafihana no nifanehatra tamin’ny polisy tao Motombe Tanambao Toliara renivohitra ny alin’ny sabotsy 14 mey hifoha alahady teo. Jiolahy telo maty voatifitra tamin’izany raha tafatsoaka kosa ny roa. Mbola tratra teny amin’izy ireo ny basy sy antsy lavalela saika hanaovany ny asa ratsiny

Laisser un commentaire