Dépêches

Heloka an-habaka : Voasambotry ny polisy i Fleurydo Gabriel

Dépêche 22 septembre, 12h, Raha tsiahivina dia olon-tian’ilay mpanakanto Wendy Cathalina ity tovolahy ity ary nanaparitaka ny sariny miboridana tao anaty tambazotran-tserasera ka nitory ity mpanakanto ity vokatr’izany. Efa 4 volana izany no fotoana nitadiavana azy ary izao tratra izao. Fanafintohina ny zo an’habaky ny tsirairay izao nataony izao ka ho atao famotorana eny anivon’ny cybercriminalité Anosy izy vokatr’izany.

Laisser un commentaire