Dépêches

Dépêche du 17h00 25 Juillet- Fitanterana: Mikasa hitokona ireo mpitatitra kamiao amin’ny lalam-pirenena faha-2

Nanambara ireo mpitondra kamiao amin’ny lalam-pirenena faha-2 fa hanomboka hitokona izy ireo  raha toa ka misy ny fahatapahan’ny fifamoivoizana manomboka anio. Raha toa kosa anefa tsy misy izany dia mizotra milamina hatrany ny fifamoivoizana  eny amin’iny lalam-pirenena iny.

Laisser un commentaire