Famatsiana ho an’ny any Atsimo.
14 jona, 14h30. Nanao fanamabarana anio ny ambasadaoro Amerikanina Michael Pelletier ho fanampiana ny tsy fahampian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimon’i Madagascar. Mba hisitrihan’izy ireo rano madio sy sakafo ara-pahasalamana koa ny anton’izany famatsiana izany.
