Dépêches

RAHARAHA FAMPIDINANA VIDIM-PIAINANA

12 Aogositra, 08h30. Efa ho tapitra ny fehim-potoana nomen’ny filoha mahakasika ny fifehezana ny vidin’entana. Nanatontosa fivorina teny amin’ny MOTEL Anosy ireo tomponandraikitra voakasik’ity olana ity ny 11 Aogositra 2021 ka nanambara fa hitady maromarotra iraisana eo amin’ny pisehatra sy ny fanjakana. Mbola tsy misy noho izany ny vahaolana hatreto.

Laisser un commentaire