Ambositra: Zazavavikely maty niharan’ny fanolanana, simba tanteraka ny taovany
11 Jolay, 13h 00 Zazavavy kely 11taona i Tafita avy ao Vinany Ambositra no maty niharan’ny fanolanana. Potika tanteraka ny taovany rehefa nataon’ny mpitsabo ny fizahana ny razana. Efa eo am-pelatanan’ny manam-pahefana ny raharaha.
