ActualitésTatitra

Inde : Ny « bindi », fomba amam-panao lasa ravaka

Ilay teboka boribory eo amin’ny handrin’ny vehivavy « hindouiste » no antsoina hoe Bindi. Ara-pomban-drazana dia miloko mena, mainty na firavaka io Bindi io. Marika apetaka amin’ireo vehivavy izany mandritra ny fanamasinam-panambadiany. Ny vehivavy manam-bady noho izany no asiana ny Bindi. Amin’izao fotoana nefa lasa ravaka io 

Laisser un commentaire