Fanokafana ny lalaon’ny nosy
Hisy Show Drones toy ny fahita amin’ny lanonan-dehibe fanokafana Lalao Olympika maneran-tany, mandritra ny fanokafana ny lalaon’ny nosy izay atao ao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny zoma 25 Aogositra izao manomboka amin’ny 5 ora hariva.
