Oratsimba: Tsy voafehy ny teknikam-panondranana
Ambony ny taham-pahafatesan’ny oratsimba eto Madagasikara noho ny tsy fahafehazana ny teknikam-panondranana. Maro ny fepetra arahina momban’ny lalànan’ny fanondranana ity hazandrano ity eo amin’ny tsena iraisam-pirenena.
