Dépêches

Vohémar: Lehilahy 30 taona nahatratràrana vola sandoka

Mitentina 1.040.000 ariary ny vola sandoka tratra tany amina lehilahy 30 taona, mipetraka any Ampanefena Vohemar. Fantatra fa saika hisoloky sy hamitaka ireny olona mpanao » Cash point « ireny izy no izao tratra izao. Nifanindran-dalana indrindra tamin’ny « opération vola sandoka », izay notanterahana tany amin’ny distrikan’i Sambava no nanaovana vela-pandrika ka nahatratrarana ity mpanao ratsy ity.

Laisser un commentaire