Dépêches

Mpandeha 12 no fantatra fa mitondra ny tsimokaretina

04 Mey, 15h30. Zazalahy lahy kely 12 taona no tratra nangarona pôketra na ramatoa iray tao antsenan’i Tsiroanomandidy androany Talata 04 Mey tokony tamin’ny 10 ora teo. Nigogogogo nitomany anefa ilay zalahy kely ary nandohalika nifona mba hamotsorana azy. Tsy fantatra mazava aloha hatreto izay nanosika an’ity zazalahy kely ity hanao an’izao aza ratsy izao. Ahiana ho noho ny tsy fananana na fanirahana ataon’ireo ray aman-dreniny no nanosika azy angalatra toy izao.

Laisser un commentaire