Dépêches

Fidiran’ny mpianatra : Voatazona ny datin’ny 17 Janoary 2022

14 Janoary, 09h30. Nilaza ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Randriamanantany Zely Arivelo fa voatazona ny datin’ny 17 Janoary 2022 hidiran’ny mpianatra. Fanapahan-kevitra izay tsy maintsy noraisina manoloana ny fihanaky ny valan’aretina sy ho fiarovana ny ain’ny ankizy izany hoy izy ary nanararaotana nanadiovana ny sekoly. Mbola niantso ny fitandremana ny fepetra ara-pahasalamna kosa ny tenany.

Laisser un commentaire