Dépêches

Sofia: Voapetraka galona ny governoran’ny faritra

14 Janoary, 09h15. Ny alatsinainy 10 janoary 2022 teo no nametrahana galonan’ireo Jeneraly izay nakarina ho « Général de Division ». Isany tamin’ireo ny Jeneraly Lylyson René de Rolland ny Governoran’ny faritra Sofia ankehitriny. Tonga niarahaba azy ireo lehiben’ny sampan-draharaha eto Antsohihy sy ireo Sojabe ary ny parlemantera ny 13 janoary 2022.

Laisser un commentaire