Dépêches

Augure Compte Agent : Rindra-kajy hahafahan’ny mpiasam-panjakana manara-maso ny mahakasika azy.

Dépêche 22 décembre, 16h, Mpisama-panjakana miisa 212 748 no efa tafiditra aoa antin’ity « application » ity. Ny ilàna izany moa dia mba hahafahan’izy ireo manara-maso ny mahakasika ny kaontiny sy ny momba momba azy rehetra. Izany dia mba hialana amin’ny fivezivezena be loatra sy ny fahasahiranana mitady birao isan-karazany ka mampikatso ny asa sasany. Ny finday sy ny solosaina no dia efa samy hahafahana mijery izany application izany amin’ny fotoana rehetra. Tanjona iray lehibe indrindra ihany koa ny mba hialana amin’ny kolikoly amin’ny alalan’ny fampiasana ity « application » ity.

Laisser un commentaire