Dépêches

Basketball : Tontosa tao Maevatanana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara U18

20 Jona, 14h00. Ny JEA Vakinakaratra no nandresy tao amin’ny sokajy vehivavy tamin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja Basketball. Ny EBF Haute Matsiatra kosa no tao amin’ny sokajy lehilahy. “Nahafahana namantatra ireo mpilalao Basket tanora indrindra ity lalao ity mba hahafahana manangana ny ekipam-pirenena” hoy ny mpikarakara. Hotanterahana ny volana Aogositra izao manko ny lalao Afrobasket U18 ho an’ny vehivvay sy lehilahy.

Laisser un commentaire