Dépêches

Fitsarana Anosy: Manantena fampihenana ny fitokonana izay hataon’ireo mpitan-tsoratra ny Ministeran’ny fitsarana.

Dépêche 11 octobre, 14h, Nanomboka ny fitokonana lava reny ny mpitan-tsoratra ao amin’ny Fitsrana Anosy Antananarivo noho ny tsy famaliana ny fangatahan’izy ireo ny herinandro lasa teo. Nisy ihany koa anefa ny fihaonana tamin’izy ny alatsinainy teo hifampidinihana izay azo atao sy ny mba hiverenan’izy ireo hiasa. Marihina fa ny fandraisana azy ireo ho mpiasa raikitra no notakian’izy ireo tamin’izany. Hiena tsikelikely ny fomba fitokonana izay hataon’izy ireo mba hampandeha indray ny asa taorian’ny fifampiresahana izay natao.    

Laisser un commentaire