Antontan’isa Covid-19
23 Martsa, 14h 25. Nahitana olona miisa 132 vaovao mitondra ny tsimokaretina covid19 indray omaly, tamin’ireo olona 853 nanaovana fitiliana. Miisa 4 no lavon’ny valan’aretina ny andron’ny omaly raha toa ka 66 no sitrana soa aman-tsara.
