Dépêche du 14h00 29 Juillet-RN44 Ankazotsaravolo: nitrangana lozam-pifamoivoizana omaly tolakandro
Omaly tolakandro teo Ankazotsaravolo no nisy fiara mpitatitra mampitohy an’Ambatondrazaka sy Marianina Ilafy no niharan-doza.Tsy nisy ny aina nafoy saingy nisy ny naratra nentina namonjy toeram-pitsaboana any Ambatondrazaka
