Dépêches

Fahasalamana: Mirongatra indray ny aretina “virose” eo amin’ny zaza sy ny ankizy

Dépêche 01 décembre, 15h, Ankoatra ny coronavirus izay mitombo isaky ny herinandro dia misy aretina hafa ihany koa mamely ireo zaza sy ankizy mitondra ny anaran hoe “virose”. Mitombo be ihany koa ny tahan’ny ankizy tratran’ity aretina iray avy amin’ny tsimok’aretina ity. MIidtra any amin’ny taovam-pisefoana ity aretina ity ary mityeraka fanaviana, sery, areti-kibo ary mety hisehoana tasy mena ihany koa ny vatan’ilay zaza. Mampiditra hopitaly ity aretina ity saingy azo sitranina tsara. Afaka harovana amin’ny alalan’ny fampiasa ireo fihetsika sakana ihany koa aenfa ity aretina ity.

Laisser un commentaire