Dépêche du 14h00 27 Juillet- Lalaon’ny Nosy : nahazo fampitaovana ny Ankoay Madagasikara
Nanolotra fampitaovana toy ny baolina sy ny kiraro ho an’ireo mpilalao lahy sy vavy ao amin’ny Ankoay Madagasikara ny Minisitry ny Fanatanjahan-tena omaly Alarobia. Ireto ekipa ireto dia anisany handray anjara amin’ny Lalaon’ny Nosy 2023.
