Dépêches

Namaly ny didy fanesorana azy i Raoul Arizaka Rabekoto.

07 Oktobra, 11h02. Tao aorian’ny fandraisan’ireo Filohan’ny Ligy fanapahan-kevitra hanatsahatra ny Filohan’ny FMF Raoul Arizaka Rabekoto amin’ny maha filohan’ny FMF azy dia namoaka valin-kafatra avy hatrany ny tenany. Mpikambara efatra ao amin’ny komity mpanatanteraka eo anivon’ny FMF no nesorin’i Raoul Rabekoto amin’ny toerany noho tsy fanajàna ny lalàna mifehy ny federasiona sy ny fananatanterahana fivorina tsy ara-potoana.

Laisser un commentaire